(Mpanompon' i Nego, na Nebo): anarana Kaldeana nomena an' i Azaria, anankiray tamin' izy telo lahy sakaizan' i Daniela (Dan. 1. 6, 7). Izy sy ny namany…