Teny Hebreo saiky mitovy amin' ny teny Betsileo hoe Iaba, fa ray no dikany, raha atao teny Malagasy. Ab- dia fanao matetika tamin' ny anaran' olona; toy…